Inona no atao hoe SENDIKA?

Classé dans : FITENY MALAGASY | 0

Betsaka ny mpiasa no misalasala amin’ny fidirana sendika sy tsy mahafantatra tsara ny atao hoe SENDIKA. Misy mihevitra fa mpisolo vava ny mpiasa eny amin’ny tribonaly izy. Na koa mihevitra azy ho ray aman-dreny itarainana sy idodododoana fotsiny ihany koa … Lire la suite­­

Ny fifanekena momba ny asa

Classé dans : FITENY MALAGASY | 0

Zava-dehibe tokoa ny fifandraisana ao amin’ny asa ka mila fantarina amin’ny an-tsipiriany mba hisorohana ny olana, ka ny hanombohana azy dia ny FIFANEKENA MOMBA NY ASA. 1. Ireto avy ny fitsipi-pifehezan’ny fifanekena momba ny asa izay noraiketan’ny lalana mifehy ny … Lire la suite­­

Midira ianao sendika!

Classé dans : FITENY MALAGASY | 0

Maro ny mpiasa no tsy mahalala izany sendika izany raha tsy efa tojo olana amin’ny mpampiasa azy, na misy tranga-javatra mahazo azy any amin’ny toeram-piasany. Eo indrindra ny mipetraka ny olana satria maro ny mpiasa no tsy mahalala akory izay … Lire la suite­­