FI.SE.MA. AMBATOVY

Classé dans : ACTUALITES | 0

TSY EKENA NY FANILIKILIHANA SY NY ANTSOJAY ATAO AMIN’NY MPIASAN’AMBATOVY Tato ho ato dia voaresaka matetika teto amin’ny haino aman-jery AMBATOVY noho ity aretina “Corona Virus” ity, ary voambara mihitsy aza fa loharanon’izany aretina izany indrindra ny ozinina ao Toamasina … Lire la suite­­

HAFATRA 1 MAY 2020

Classé dans : ACTUALITES | 0

ANTSO AVO HO AN’NY FILOHAN’NY REPOBLIKA SY NY PRAIMINISTRA Noho ny fepetra napetraky Fitondram-panjakana manoloana ny valan’aretina COVID-19, dia tsy azo atao ny mivorivory  sy manao hetsika an-dalam-be ahafahan’ny mpiasa  manamarika 1° MAY amin’ity taona 2020 ity. Saiky maneran-tany moa, … Lire la suite­­

NY MPIASA MALAGASY SY NY ADY AMIN’NY COVID-19

Classé dans : ACTUALITES | 0

Araka ny didim-panjakana laharana:2020-370 noraisin’ny Filohan’ny Repoblika tamin’ny  04 Aprily 2020,  dia nohalavaina ary mbola mitohy manankery manerana ny tany Repoblikan`ny Madagasikara mandritry ny tapa-bolana hatreto, ireo fepetra noraisina noho ny fahamehana ara-pahasalamana tamin’ny didim-pitondrana Laharana: 2020-359 tamin’ny  21 marsa … Lire la suite­­

FILAZANA

Classé dans : ACTUALITES | 0

Ny Birao Foibe Nasionaly FI.SE.MA. dia manao izao FILAZANA izao ho an’ny be sy ny maro, indrindra ny mpikambana, ny mpiasa, ny tompon’andraikitry ny orinasa ary ny vondron’ny mpampiasa tsy an-kanavaka : Misy mpisandoka, lany henatra, misora-tena amin’ny alalan’ny haino … Lire la suite­­

COMMUNIQUE

Classé dans : ACTUALITES | 0

Des usurpateurs se prétendent, à travers les medias, être la Secrétaire Générale et des responsables de la Centrale Syndicale FI.SE.MA.  Devant une telle situation, Le Bureau Central National tient à rappeler et à confirmer au public, notamment les adhérents, les … Lire la suite­­