NY MPIASA MALAGASY SY NY ADY AMIN’NY COVID-19
Araka ny didim-panjakana laharana:2020-370 noraisin’ny Filohan’ny Repoblika tamin’ny 04 Aprily 2020, dia nohalavaina ary mbola mitohy manankery manerana ny tany Repoblikan`ny Madagasikara mandritry ny tapa-bolana hatreto, ireo fepetra noraisina noho ny fahamehana ara-pahasalamana tamin’ny didim-pitondrana Laharana: 2020-359 tamin’ny 21 marsa … Lire la suite