Atsaharo ny fanaovana tantely afa-drakotra ny latsakemboka arotsaka ao amin’ny CNAPS

Manoloana ireo tranga maro samihafa izay mahavoarohirohy ny mpitantana ambony sy ireo mpikambana vitsivitsy ao amin’ny Filan-kevi-pitantanana ao amin’ny  Caisse Nationale de Prévoyance Sociale – CNAPS – mikasika ny fanodikondinam-bola, ny resaka kolikoly, ny tsy fanarahan-dalàna sy ny tandrevaka amin’ny … Lire la suite­­

AZA HATAO ANKILABAO NY MPIASA MPAMOKATRA…. !

Classé dans : ACTUALITES, FITENY MALAGASY, SYNDICALISME | 0

Iaraha-mahita amin’ny fampahalalam-baovao sy ny tambazotran-tserasera samihafa ny fanaovana sy ny fanatsarana ny foto-drafitrasa isan-karazany manaram-penitra ataon’ny Fitondram-panjakana  sy ireo ambaratongam-pitondrana isan-tokony. Etsy ankilany anefa dia mimenomenona ny olona satria  tsy mira zotra amin’izany ny fiainam-bahoaka, anisan’izany ny fiainan’ny mpiasa … Lire la suite­­

Intervention du représentant des Travailleurs Malagasy à la 109ème session de la C.I.T.

Classé dans : ACTUALITES, SYNDICALISME | 0

La 109ème session de la Conférence Internationale du Travail se tient actuellement à Genève, avec la participation en ligne des délégués. Pour cette année, les travailleurs Malagasy sont représentés par le Camarade Jean Gualbert RAVONJISON, Secrétaire Général Adjoint de la … Lire la suite­­

FI.SE.MA. AMBATOVY

Classé dans : ACTUALITES | 0

TSY EKENA NY FANILIKILIHANA SY NY ANTSOJAY ATAO AMIN’NY MPIASAN’AMBATOVY Tato ho ato dia voaresaka matetika teto amin’ny haino aman-jery AMBATOVY noho ity aretina “Corona Virus” ity, ary voambara mihitsy aza fa loharanon’izany aretina izany indrindra ny ozinina ao Toamasina … Lire la suite­­

HAFATRA 1 MAY 2020

Classé dans : ACTUALITES | 0

ANTSO AVO HO AN’NY FILOHAN’NY REPOBLIKA SY NY PRAIMINISTRA Noho ny fepetra napetraky Fitondram-panjakana manoloana ny valan’aretina COVID-19, dia tsy azo atao ny mivorivory  sy manao hetsika an-dalam-be ahafahan’ny mpiasa  manamarika 1° MAY amin’ity taona 2020 ity. Saiky maneran-tany moa, … Lire la suite­­

NY MPIASA MALAGASY SY NY ADY AMIN’NY COVID-19

Classé dans : ACTUALITES | 0

Araka ny didim-panjakana laharana:2020-370 noraisin’ny Filohan’ny Repoblika tamin’ny  04 Aprily 2020,  dia nohalavaina ary mbola mitohy manankery manerana ny tany Repoblikan`ny Madagasikara mandritry ny tapa-bolana hatreto, ireo fepetra noraisina noho ny fahamehana ara-pahasalamana tamin’ny didim-pitondrana Laharana: 2020-359 tamin’ny  21 marsa … Lire la suite­­

Didim-pitondrana laharana faha 28968-MFPTLS / 11 amerana ny fomba fifidianana sy ny sata mifehy ny solotenan’ny mpiasa

Classé dans : FITENY MALAGASY | 0

NY MINISITRY NY ASAM-PANJAKANA SY NY ASA ARY NY LALANA SOSIALY, Araka ny Lalàm-panorenana ; Araka ny lalàna laharana faha-2003-044 tamin’ny 28 jolay 2004 anaovana fehezan-dalàna momba ny asa ; Araka ny didim-panjakana laharana faha-2005-329 tamin’ny 31 may 2005 manafoana ny … Lire la suite­­

FEHI-KEVITRY NY KONGRESY FAHA-10 FI.SE.MA.

Classé dans : FITENY MALAGASY, SYNDICALISME | 0

IZAHAY, solontenan’ny mpiasa sy solontenan’ireo Sampam-Pitondran’ny FI.SE.MA isan’ambaratonga sy avy amin’ny lafy valon’ny Nosy, ary koa avy amin’ireo sampam-pamokarana isan-karazany, izay tonga nandray anjara tamin’izao Kongresy faha-10  ny FI.SE.MA. izay natao teto Antananarivo ny 18-19 Jona 2019, -Rehefa nandinika sy … Lire la suite­­