AZA HATAO ANKILABAO NY MPIASA MPAMOKATRA…. !

Classé dans : ACTUALITES, FITENY MALAGASY, SYNDICALISME | 0

Iaraha-mahita amin’ny fampahalalam-baovao sy ny tambazotran-tserasera samihafa ny fanaovana sy ny fanatsarana ny foto-drafitrasa isan-karazany manaram-penitra ataon’ny Fitondram-panjakana  sy ireo ambaratongam-pitondrana isan-tokony. Etsy ankilany anefa dia mimenomenona ny olona satria  tsy mira zotra amin’izany ny fiainam-bahoaka, anisan’izany ny fiainan’ny mpiasa … Lire la suite­­

FI.SE.MA. AMBATOVY

Classé dans : ACTUALITES | 0

TSY EKENA NY FANILIKILIHANA SY NY ANTSOJAY ATAO AMIN’NY MPIASAN’AMBATOVY Tato ho ato dia voaresaka matetika teto amin’ny haino aman-jery AMBATOVY noho ity aretina “Corona Virus” ity, ary voambara mihitsy aza fa loharanon’izany aretina izany indrindra ny ozinina ao Toamasina … Lire la suite­­

NY MPIASA MALAGASY SY NY ADY AMIN’NY COVID-19

Classé dans : ACTUALITES | 0

Araka ny didim-panjakana laharana:2020-370 noraisin’ny Filohan’ny Repoblika tamin’ny  04 Aprily 2020,  dia nohalavaina ary mbola mitohy manankery manerana ny tany Repoblikan`ny Madagasikara mandritry ny tapa-bolana hatreto, ireo fepetra noraisina noho ny fahamehana ara-pahasalamana tamin’ny didim-pitondrana Laharana: 2020-359 tamin’ny  21 marsa … Lire la suite­­

Didim-pitondrana laharana faha 28968-MFPTLS / 11 amerana ny fomba fifidianana sy ny sata mifehy ny solotenan’ny mpiasa

Classé dans : FITENY MALAGASY | 0

NY MINISITRY NY ASAM-PANJAKANA SY NY ASA ARY NY LALANA SOSIALY, Araka ny Lalàm-panorenana ; Araka ny lalàna laharana faha-2003-044 tamin’ny 28 jolay 2004 anaovana fehezan-dalàna momba ny asa ; Araka ny didim-panjakana laharana faha-2005-329 tamin’ny 31 may 2005 manafoana ny … Lire la suite­­

IREO FEPETRA ARAHINA EO AMIN’NY TRIBONALIN’ASA

Classé dans : DROIT AU TRAVAIL, SYNDICALISME | 0

Noho ny habetsahana sy fitombon’ny fitarainana noho ny fifanolana arak’asa, dia indro avoaka eto ny Ordonnance laharana faha-60-120 milaza ireo fepetra arahina (procédure à suivre) momba ny fametrahana fitoriana ary ny fizotry ny fitsarana eo amin’ny Tribonalin’Asa. Amin’ny teny frantsay … Lire la suite­­