FI.SE.MA. — Confédération Générale des Syndicats des Travailleurs de Madagascar
🇲🇬 Firaisan'ny Sendikan'ny Mpiasa eto Madagasikara — Affiliée à la CSI
← Torolàlana azo ampiasaina
📚 Fiche pratique · Torolàlana
🏥
Santé & Sécurité au Travail (SST)
Fahasalamana & Aroloza amin'ny Asa (SST)
DUER, EPI, droit de retrait, CSST — vos droits à la protection sur le lieu de travail.
DUER, EPI, zo hihataka, CSST — ny zonao amin'ny fiarovana eo amin'ny toerana iasana.
Art. 159-194 — Conv. OIT n°155 & n°187

📋 Obligations de l'employeur

Andraikitry ny mpampiasa

📄
DUER — Document Unique obligatoire
TTFL — Taratasy Tokana Fanombanana ny Loza
Document Unique d'Évaluation des Risques — obligatoire pour tout employeur. Doit être mis à jour annuellement et accessible aux travailleurs sur demande.
Taratasy Tokana Fanombanana ny Loza (DUER) — voatery ho an'ny mpampiasa rehetra. Tsy maintsy havaozina isantaona ary azon'ny mpiasa ijerena araka ny fangatahana.
And. 164 — Lalàna 2024-014
🦺
EPI fournis gratuitement
Fitaovana Fiarovana Isan-batan'olona — omena maimaimpoana
Équipements de Protection Individuelle (gants, casques, lunettes, chaussures de sécurité) fournis et renouvelés gratuitement par l'employeur. Refus = faute grave.
Fitaovana Fiarovana Manokana (EPI) dia ny voantanana, satroka, fitaovam-pijery fiarovana ary kiraro aroloza — omen'ny mpampiasa maimaimpoana ary havaozina. Ny fandavan'ny mpampiasa manome izany = heloka mavesatra.
Fifan. OIT faha-155 — nankatoavin'i Madagasikara
🏥
CSST — Comité SST obligatoire ≥50
Komity misahana ny Fahasalamana sy Fiarovana amin'ny Asa — Tsy maintsy atsangana ho an'ny orinasa manana mpiasa ≥50
Obligatoire dans les entreprises de 50 salariés et plus. Composé à parité de représentants de l'employeur et des travailleurs. Se réunit au moins une fois par trimestre.
Tsy maintsy atsangana ho an'ny orinasa manana mpiasa 50 sy mihoatra. Ahitana isa mitovy solontenan'ny mpampiasa sy ny mpiasa. Mivory farafahakeliny indray mandeha isam-telo volana.
And. 171 — Lalàna 2024-014
🩺
Médecin du travail obligatoire
Dokotera misahana ny fahasalamana amin'ny asa
Toute entreprise doit organiser une surveillance médicale des travailleurs. Visite d'embauche, visites périodiques, visite de reprise après maladie.
Ny orinasa rehetra dia tsy maintsy mandrindra ny fanaraha-maso ara-pahasalamana ny mpiasa. Fizahana ara-pahasalamana amin'ny fandraisana, fizahana periodika, ary fizahana famerenana amin'ny laoniny aorian'ny aretina.
And. 167 — Lalàna 2024-014
🚨 Vos droits en cas de danger
Ny zonao raha sanatria misy loza
Droit de retrait — danger grave et imminent
Zo hihataka - raha sanatria misy loza mitatao
Vous pouvez quitter votre poste immédiatement si vous estimez que votre vie est en danger. Aucune sanction ne peut vous être infligée pour cela. Informez votre responsable sans délai.
Azoanao atao ny miala eo amin'ny asanao avy hatrany raha heverinao fa loza mitatao amin'ny ainao. Tsy misy sazy azo ampiharina aminao, noho izany. Ampahafantaro avy hatrany ny tompon'andraikitra.
Signalement à l'Inspection du Travail
Fampahafantaraana ny Fitsirihina ny Asa
Tout manquement aux règles de santé et sécurité au travail peut être signalé à l'Inspection du Travail. L'inspecteur peut ordonner l'arrêt immédiat des travaux dangereux.
Ny fandikana ny fitsipika sy ny tandrevaka momba ny Fahasalamana sy Aroloza amin'ny Asa rehetra dia azo lazaina amin'ny Fitsirihana ny Asa. Ny Mpitsirika ny Asa dia afaka mandidy ny fijanonana avy hatrany ny asa mampidi-doza.
Déclaration d'accident dans les 48h
Fanambarana loza ao anatin'ny 48 ora
En cas d'accident du travail, l'employeur doit déclarer à la CNaPS dans les 48 heures. Si l'employeur ne le fait pas, le travailleur peut déclarer lui-même.
Raha misy loza amin'ny asa, ny mpampiasa dia tsy maintsy mampahafantatra ny CNaPS ao anatin'ny 48 ora. Raha tsy tanterahin'ny mpampiasa izany, ny mpiasa ihany koa dia mahazo mampahafantatra mivantana.

Mety tsy lavorary tanteraka ny dikan-teny Malagasy ka ialana tsiny mialoha. Eo am-panitsiana izany ny tompon'andraikitra. Mankasitraka feno anao amin'ny fandeferana!

Des questions ? Le JurisBot vous répond.Manana fanontaniana ? Hamaly anao ny JurisBot.

Posez vos questions juridiques en français ou en malagasy — réponse immédiate basée sur la Loi 2024-014.Manontania ara-dalàna amin'ny teny frantsay na malagasy — valiny avy hatrany mifototra amin'ny Lalàna 2024-014.