La Confédération FI.SE.MA. accompagne tous les travailleurs : salariés, fonctionnaires, zone franche, domestiques, travailleurs migrants, jeunes et secteur informel. Basé sur la Loi n°2024-014 — le nouveau Code du Travail de Madagascar. Ny FI.SE.MA. dia miara-dia sy manohana ny mpiasa rehetra : mpiasa, mpiasam-panjakana, orinasa afaka haba, mpiasa an-trano, mpiasa mila ravin'ahitra any ivelany, tanora ary mpiasa any amin'ny sehatra tsy manara-penitra. Mifototra amin'ny Lalàna laharana 2024-014.
Pour faire valoir vos droits au quotidien, sans aucun frais.
Mba hampiharana ny zonao isan'andro, tsy misy sarany.
Accédez à des fiches claires et à jour sur vos droits, obligations et démarches selon le Code du Travail 2024.
Midira amin'ny torolàlana mazava sy vaovao momba ny zonao, ny adidinao ary ny dingana arahina araka ny fehezan-dalana momba ny Asa.
Consulter les fichesJereo ireo torolàlana →Posez vos questions et obtenez des réponses fiables instantanément, en français ou en malagasy.
Manontania ary mahazoa valiny azo antoka avy hatrany, amin'ny teny frantsay na malagasy.
Discuter maintenantMiresaha ary →Bénéficiez d'orientations juridiques et d'un accompagnement adapté à votre situation, sans frais.
Mahazoa torohevitra ara-dalàna sy fanaraha-maso mifanaraka amin'ny toe-javatra misy anao, maimaimpoana io.
Demander un conseilHangataka torohevitra →FI.SE.MA. défend vos droits et porte votre voix auprès des instances compétentes.
Ny FI.SE.MA. dia miaro ny zonao ary mitondra ny feonao any amin'ny rafitra mahefa.
En savoir plusFantaro bebe kokoa →Toutes les fiches sont mises à jour conformément au nouveau Code du Travail malgache promulgué le 14 août 2024 (395 articles, 11 Titres).
Ny torolàlana rehetra dia nohavaozina araka ny Fehezan-dalàna momba ny Asa vaovao nampiharina ny 14 aogositra 2024.
La Loi n°2024-014 renforce la protection des jeunes de 15 à 18 ans, les stagiaires, apprentis et jeunes diplômés. FI.SE.MA. accompagne la jeunesse dans son insertion professionnelle. Ny Lalàna laharana 2024-014 dia manamafy ny fiarovana ny tanora 15 ka hatramin'ny 18 taona, ny stagiaires, mpianatra asa ary tanora mpianatra. Ny FI.SE.MA. dia manaraka sy manampy ny tanora amin'ny fidirany amin'ny asa.
La Loi n°2024-014 consacre pour la 1ère fois un cadre légal complet aux travailleurs migrants (Art.59-61), en application des Conventions OIT n°143 et n°97 ratifiées par Madagascar.
Ny Lalàna laharana faha: 2024-014 no nanokana voalohany ny lasitra ara-dalàna feno ho an'ny mpiasa mpila ravina'ahitra any ivelany (And.59-61), araka ny Fifanarahana OIT 143 sy 97 nankatoavin'i Madagasikara.
Important : Madagascar est un pays d'émigration exposé au risque de traite des personnes. Avant tout départ à l'étranger pour travailler, consultez FI.SE.MA. ou le MAE (Direction de la Diaspora) pour vérifier la légalité de votre contrat et les conditions de votre départ. Toute agence non agréée est illégale.
Zava-dehibe : I Madagasikara, izay firenena mpandefa mpiasa any ivelany dia marefo amin'ny ambana famarinana olona. Alohan'ny fandehananao hiasa any ivelany, manontania ny FI.SE.MA. na ny MAE (Direction de la Diaspora) hanamarinana ny maha-ara-dalàna ny fifanarahanao. Ny sampandraharaha rehetra tsy nahazo alalana dia tsy ara-dalàna.
Formations, ateliers, conférences et activités syndicales à travers Madagascar.
Fiofanana, atrikasa, fihaonambe ary hetsika sendika manerana an'i Madagasikara.
Séance de travail des représentants syndicaux affiliés
Fiasan'ny solontenan'ny sendika mpikambana
Rencontre avec les partenaires institutionnels — B.I.T., Ministère du Travail
Fihaonana amin'ny mpiara-miombon'antoka — B.I.T., Minisiteran'ny Asa
Projet SAMM-BIT
Tetikasa SAMM-BIT
Formation sur le Titre IV — Loi n°2024-014 (DUER, PAP, CSST)
Fiofanana momba ny Lohateny IV — Lalàna laharana 2024-014
Confédération Générale des Syndicats des Travailleurs de Madagascar
Firaisan'ny Sendikan'ny Mpiasa eto Madagasikara
Projet TADY — MAE · Direction de la Diaspora et des Questions Migratoires
Tetikasa TADY — MAE · Direction de la Diaspora sy ny Fanontaniana Fifindra-monina
Rencontre officielle au Siège du Bureau International du Travail
Fihaonana ofisialy tao amin'ny Foibem-pitondrana ny Biraon'ny Asa Iraisam-pirenena
Rencontre avec les organisations syndicales partenaires — Bureau des Activités pour les Travailleurs du B.I.T.
Fihaonana niarahana tamin'ny fikambanan-tsendika mpiara-miombon'antoka — Biraon'ny Asan'ny Mpiasa an'ny B.I.T.
Tous nos services de conseil sont entièrement gratuits pour les travailleurs malgaches. Choisissez la formule adaptée à votre besoin.
Maimaimpoana tanteraka ho an'ny mpiasa malagasy rehetra ny torohevitra rehetra omenay. Fidio ny sehatra mifanaraka amin'ny ilainao.