Déclaration à la CNaPS dans les 48h
Fanambarana loza any @ CNaPS ao anatin'ny 48 ora
En cas d'accident survenu au domicile de l'employeur ou sur le trajet, la déclaration à la CNaPS est obligatoire dans les 48 heures. Si l'employeur ne déclare pas, vous pouvez le faire vous-même.
Raha misy loza nitranga tao amin'ny trano fonenan'ny mpampiasa na teny an-dalana, dia tsy maintsy manao fanambarana any amin'ny CNaPS ao anatin'ny 48 ora ny mpampiasa. Raha tsy manao izany fanambarana loza izany izy, dia azonao atao izany.