Formation de formateurs · MadagascarFampiofanana mpampiofana · Madagasikara
Former des relais. Renforcer les droits.Manofana mpanentana. Manamafy ireo zo.
Un parcours exigeant, bilingue et ancré dans le terrain pour les missionnaire de la FI.SE.MA. auprès des travailleurs malgaches.Zotra hentitra, fiteny roa ary mifototra amin'ny zava-misy eny an-kianja, ho an'ireo iraka solontenan'ny FI.SE.MA. eo anivon'ny mpiasa malagasy.
11
journées guidéesandro fiofanana
77h
d'apprentissage actiffianarana mavitrika
50%
minimum de pratiquefampiharana farafahakeliny
2
langues de transmissionfiteny fampitana
01 — Une réponse de terrainValiny avy amin'ny kianja
Une formation qui passe du droit à l'action collective.Fiofanana mampifandray ny lalàna amin'ny hetsika iombonana.

La défense des droits ne repose pas uniquement sur la connaissance de la loi. Elle demande des représentants capables d'expliquer les règles avec des mots simples, d'écouter les situations vécues, de construire une réponse collective et de dialoguer avec les employeurs et les institutions.Tsy mifototra amin'ny fahalalana lalàna fotsiny ny fiarovana ny zo. Mila solontena mahay manazava ny fitsipika amin'ny teny tsotra, mihaino ny toe-javatra iainan'ny olona, mamolavola valiny iarahana ary mifampiresaka amin'ny mpampiasa sy ny rafi-panjakana isan-tokony izany.
« Les missionnaires ne transmettent pas seulement des règles : ils rendent les droits compréhensibles et mobilisables. »
« Ireo iraka sy solontena dia tsy mampita fitsipika fotsiny ihany: manao ny zo ho azo takarina sy azo ampiasaina izy ireo. »
Cadre légalRafitra ara-dalàna
Loi n° 2024-014 & OIT
TransmissionFampitana
Français & malgacheFrantsay & malagasy
CertificationFanamarinana
Évaluation & suiviFanombanana & fanjohina
02 — Les compétences à bâtirNy fahaiza-manao nohatsaraina
09 leviers pour faire grandir le syndicat.Fahaiza-manao sivy entina mampitombo ny tanjaky ny sendika.
Le programme combine contenu juridique, posture syndicale, pédagogie et organisation, décliné en neuf modules — les mêmes que ceux de la formation en ligne. Chaque module se traduit par des gestes observables sur le terrain.Mampiaraka ny votoatin-dalàna, toeran'ny mpikatroka sendikaly, fampiofanana ary fandaminana ny fandaharana, mizara ho taranja sivy — mitovy amin'ireo ao amin'ny fiofanana an-habaka. Ny taranja tsirairay dia miseho amin'ny asa hita eny an-kianja.
01
Histoire syndicale, FISEMA & mission du MissionnaireTantara sendikaly, FISEMA ary iraky ny Iraka/Solontena
Situer les grandes étapes du mouvement syndical malgache et l'identité de la FISEMA.Mametraka ny dingana lehibe amin'ny sendikalisma malagasy sy ny maha-izy ny FISEMA.
4h8%
02
Droit du travail malgacheZo eo amin'ny asa malagasy
Maîtriser les repères du Code du travail 2024-014 et orienter face aux violations.Mahafehy ny foto-kevitry ny Fehezan-dalàna 2024-014 ary manoro raha misy fandikana.
10h19%
03
Rôle du syndicat & dialogue tripartiteAnjara asan'ny sendika sy dinika telo tonta
Comprendre la représentativité et les institutions du dialogue social malgache.Mahatakatra ny maha-solontena sy ny rafitry ny dinika ara-tsosialy.
5h10%
04
Sécurité sociale : CNaPS & SMIEFiarovana ara-tsosialy: CNaPS sy SMIE
Affiliation, cotisations, retraite, accidents du travail et prestations familiales.Fidirana, latsakemboka, fisotroan-dronono, loza sy aretina azo avy amin'ny asa ary ny fiahiana ny fianakaviana.
4h8%
05
Communication, leadership & conflitsFifandraisana, fitarihana ary disadisa
Méthode DESC, leadership situationnel, résolution de conflits en six étapes.Fomba DESC, fitarihana araka ny toe-javatra, famahana disadisa.
4h8%
06
Techniques d'animationTeknikan'ny fitarihana fiofanana
Andragogie, planification de séance, méthodes participatives.Andragôjia, fandaminana lesona, fomba iarahana mandray anjara.
6h12%
07
Développement organisationnelFampandrosoana ny fandaminana
Campagne d'adhésion, création de section syndicale, plan d'action.Fanentanana fidirana, fananganana sampana sendikaly.
7h13%
08
Négociation collective — boîte à outilsFifampiraharahana iombonana — fitaovana
Préparer un mandat, négocier, conclure et suivre un accord.Fanomanana fahefana, fifampiraharahana, fanoratana fifanarahana.
6h12%
09
La syndicalisationNy fampidirana mpikambana — ny fanentanana
Cibler, cartographier, convaincre un par un, identifier des leaders, faire levier, construire un plan.Manondro tanjona, manao sarintany, mandresy lahatra tsirairay, mamantatra mpitarika, manangana drafitr'asa.
6h12%
03 — Modules renforcésTaranja nohatevenina
Deux modules prioritaires.Taranja roa natao laharam-pahamehana.
Jours 6 & 6+Andro 6 & 6+
Négocier, puis faire appliquer.Mifampiraharaha, avy eo mampihatra.
Préparer un mandat, analyser une situation d'entreprise, prioriser les revendications, distinguer positions et intérêts, négocier puis formaliser un accord.Manomana ny fanatanterahana ny iraka hifampiraharaha, mandinika sy mamakafaka ny toe-draharaha ao amin'ny orinasa, mametraka ho laharam-pahamehana ireo fitakiana, manavaka toerana sy tombontsoa ary mandrakitra an-tsoraka ny fifanarahana.
- Distinguer positions et intérêtsManavaka toerana sy tombontsoa
- Défendre une grille de revendicationsMiaro tabilaon'ny fitakiana
- Simuler puis débriefer une négociation réelleManahaka sy mamerina mandinika fifampiraharahana
Jours 7 & 10Andro 7 & 10
Organiser là où le droit reste distant.Mandamina ny mpiasa any amin'ny toerana lavitry ny fahafantarana ny zo.
La formation propose des méthodes de proximité pour rencontrer les travailleurs dans leurs lieux de vie et de travail, en tenant compte des langues, horaires et niveaux d'accès à l'information.Manolotra fomba akaiky ny fiofanana mba hahitana ny mpiasa eo amin'ny toerana iainany sy iasany, amin'ny fiteniny, ny ora ary ny fahafahany mahazo vaovao.
- Adapter les supports à tous les niveauxMampifanaraka fitaovana amin'ny ambaratonga rehetra
- Tisser des alliances dans les marchésManorina fifandraisana eny an-tsena
- Concevoir une campagne de terrainFamolavolana fanentanana eny an-kianja
04 — Le carnet de routeNy tondro-zotra
11 journées pour passer de la règle à l'action.Andro 11 hifindrana avy amin'ny fitsipika ho amin'ny hetsika.
1
Ouverture et posture du MissionnaireFanokafana sy ny toeran'ny irahina/solontena
Évaluation initiale, pacte de formation, histoire du mouvement syndical malgache, rôle de l'ambassadeur.Fanombanana voalohany, fifanarahana momba ny fiofanana, tantaran'ny hetsika sendikaly malagasy, andraikitry ny irahina/solontena.
2-3
Droit du travail et protection socialeZo eo amin'ny asa sy fiarovana ara-tsosialy
Contrat de travail, rémunération, temps de travail, congés, licenciement, protection sociale.Fifanekena arak'asa, karama, ora fiasana, fialan-tsasatra, fandroahana, fiarovana ara-tsosialy.
4-5
Liberté syndicale et section syndicaleFahalalahana sendikaly sy sampana sendikaly
Protection contre la discrimination antisyndicale, rôle du syndicat, création d'une section et représentativité.Fiarovana amin'ny fanavakavahana noho ny antony sendikaly, andraikitry ny sendikà, fananganana sampana ary fisoloantena.
6+
Négociation collective renforcéeFifampiraharahana iombonana nohatevenina
Préparation puis immersion de négociation simulée, rédaction d'un accord collectif, mécanismes de conciliation.Fanomanana ary fanahafana fifampiraharahana feno, fanoratana fifanarahana iombonana, fandinihana fampihavanana.
7
Économie informelleFihariana tsy manara-penitra
Réalités des vendeurs ambulants, petits métiers et travailleurs à domicile ; actions accessibles et concrètes.Zava-misy iainan'ny mpivarotra mandehandeha, asa madinika ary mpiasa an-trano; hetsika mora idirana.
8-9
Pédagogie, animation et prise de paroleFomba fampiofanana, fitarihana ary fandraisam-pitenenana
Concevoir une séquence, produire des supports simples, conduire un micro-enseignement en malgache.Famolavolana lesona, fanamboarana fitaovana tsotra, fampianarana kely amin'ny teny malagasy.
10
Mobilisation de terrainFanentanana eny an-kianja
Repérer les lieux et leaders naturels, concevoir une campagne d'adhésion adaptée.Famakafakana toerana sy fitiliana ireo manana toetra ho mpitarika, famolavolana fanentanana fidirana ho mpikambana.
11
Certification et passage à l'actionFanamarinana sy firosoana amin'ny asa
Micro-enseignement final, test de connaissances, plan d'action et engagement d'au moins deux formations relais.Fampianarana kely farany, fitsapana fahalalana, drafitr'asa ary fanekena hitarihana fiofanana mpanentana roa.
05 — Évaluer pour consoliderManombana mba hanamafisana
Une CERTIFICATION qui vérifie le savoir-faire.Ny FANAMARINANA dia manamarina ny fahalalana sy ny fahaizana.
L'attestation « MISSIONNAIRE de la FISEMA – FORMATEUR CERTIFIE » est délivrée à partir de preuves concrètes : transmission, posture, maîtrise des contenus et plan d'action.Omena ny mpandray anjara mampiseho fifehezana ny votoatiny, fahaizana mitarika fiofanana ary fanoloran-tena eny an-kianja ny taratasy « IRAKY NY FISEMA – MPAMPIOFANA VOAMARINA».
AvantAloha
DiagnostiquerFanombanana
Un test de positionnement adapte la formation au groupe réel.Fitsapana voalohany mampifanaraka ny fiofanana amin'ny vondrona marina.
PendantMandritra
Faire progresserFampandrosoana
Retours individuels, quiz, études de cas et trois micro-enseignements.Fanamarihana manokana, quiz, tranga ary fampianarana kely telo.
FinalFarany
CertifierFanamarinana
Séquence de 30 minutes, test final et seuil de réussite de 70 %.Fampianarana 30 minitra, fitsapana farany ary fetran'ny fahombiazana 70%.
AprèsAorian'ny
AncrerFanamafisana
Coaching, communauté de pratique et suivi pendant 6 à 12 mois.Fanoroana, vondrom-piarahamonina ary fanarahana mandritra ny 6 ka hatramin'ny 12 volana.
Au-delà de la sessionAorian'ny fiofanana
Deux formations relais. Un effet qui se propage.Fiofanana mpanentana roa. Voka-tsoa misandrahaka.
Votre structure, votre section ou votre collectif souhaite organiser cette formation ? Inscrivez-vous pour préciser le public concerné, la zone d'intervention et la période souhaitée.Te hikarakara ity fiofanana ity ve ny rafitrareo, ny sampanareo na ny vondronareo? Misorata anarana ary lazao ny olona kendrena, ny toerana ary ny fotoana irina hanatanterahana izany.
Inscrivez-vous →Misorata anarana →06 — Références utilesTahirin-kevitra nanovozana
- Code du travail malgache — Loi n° 2024-014Lalàna mifehy ny asa — Lalàna n° 2024-014
- Convention OIT n° 87 — liberté syndicaleFifanarahana OIT n° 87
- Convention OIT n° 98 — droit d'organisation et de négociation collectiveFifanarahana OIT n° 98
- Recommandation OIT n° 204 — transition de l'économie informelle vers l'économie formelleTorolalana OIT n° 204