FI.SE.MA. — Confédération Générale des Syndicats des Travailleurs de Madagascar
🇲🇬 Firaisan'ny Sendikan'ny Mpiasa eto Madagasikara — Affiliée à la CSI
📰 Vaovao

Ny vaovao rehetra momba ny FI.SE.MA.

Filazana, fiofanana, didim-panjakana ary hetsika sendika — ny fanambarana rehetra ataon'ny FI.SE.MA.

31 octobre 2025
Tafapetraka ny Governemanta tarihin’ny Praiminisitra vaovao, izay nanankinan’ny Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara ireo heverina ho laharam-pahamehana dia ny: (1) Fisitrahan’ny…
Vakio →
3 octobre 2025
Manoloana ny toe-draharaha lalovan’ny Firenena ankehitriny, ny BIRAO FOIBE SY NY FILAN-KEVITRASENDIKALY izay niara-nivory omaly Voalohan’ny volana Oktobra 2025, dia…
Vakio →
26 septembre 2025
Manoloana ny zava-mitranga eto amin’ny FIRENENA – nanomboka omaly Alakamisy atoandro sy alina ka hatramin’izao ora hivoahan’ity fanambarana ity izao…
Vakio →
23 mars 2022
Manoloana ireo tranga maro samihafa izay mahavoarohirohy ny mpitantana ambony sy ireo mpikambana vitsivitsy ao amin’ny Filan-kevi-pitantanana ao amin’ny  Caisse…
Vakio →
17 juin 2021
Iaraha-mahita amin’ny fampahalalam-baovao sy ny tambazotran-tserasera samihafa ny fanaovana sy ny fanatsarana ny foto-drafitrasa isan-karazany manaram-penitra ataon’ny Fitondram-panjakana  sy ireo…
Vakio →
15 mai 2021
Olana miseho matetika eo amin’ny mpiasa ny tsy fahazoana ny KAONTIM-BOLA REHETRA na SOLDE DE TOUT COMPTE – S.T.C. –…
Vakio →
30 avril 2021
NY FIRAISAN’NY SENDIKAN’NY MPIASA  ETO MADAGASIKARA – FI.SE.MA. – DIA MIARAHABA NY MPIASA MALAGASY TSY ANKANAVAKA NOHO IZAO ANDRO IRAISAM-PIRENENA…
Vakio →
30 avril 2020
ANTSO AVO HO AN’NY FILOHAN’NY REPOBLIKA SY NY PRAIMINISTRA Noho ny fepetra napetraky Fitondram-panjakana manoloana ny valan’aretina COVID-19, dia tsy…
Vakio →
8 avril 2020
Araka ny didim-panjakana laharana:2020-370 noraisin’ny Filohan’ny Repoblika tamin’ny  04 Aprily 2020,  dia nohalavaina ary mbola mitohy manankery manerana ny tany…
Vakio →
25 février 2020
NY MINISITRY NY ASAM-PANJAKANA SY NY ASA ARY NY LALANA SOSIALY, Araka ny Lalàm-panorenana ; Araka ny lalàna laharana faha-2003-044 tamin’ny…
Vakio →
22 février 2020
Ny Birao Foibe Nasionaly FI.SE.MA. dia manao izao FILAZANA izao ho an’ny be sy ny maro, indrindra ny mpikambana, ny…
Vakio →
24 novembre 2019
Betsaka ny mpiasa no misalasala amin’ny fidirana sendika sy tsy mahafantatra tsara ny atao hoe SENDIKA. Misy mihevitra fa mpisolo…
Vakio →
17 novembre 2019
Ireto avy ny antony mahatapaka ny fifanarahana momba ny asa : Ny fahafatesan’ny mpiasa, Fandroahana avy amin’ny mpampiasa, Fametraham-pialana avy…
Vakio →
17 novembre 2019
Mandritry ny fanatanterahana ny fifanekena momba ny asa dia mety hitranga ny fihantonan’izany. Koa ireto ny tranga iraikambin’ny folo (11)…
Vakio →
17 novembre 2019
Zava-dehibe tokoa ny fifandraisana ao amin’ny asa ka mila fantarina amin’ny an-tsipiriany mba hisorohana ny olana, ka ny hanombohana azy…
Vakio →
16 novembre 2019
Maro ny mpiasa no tsy mahalala izany sendika izany raha tsy efa tojo olana amin’ny mpampiasa azy, na misy tranga-javatra…
Vakio →