FI.SE.MA. — Confédération Générale des Syndicats des Travailleurs de Madagascar
🇲🇬 Firaisan'ny Sendikan'ny Mpiasa eto Madagasikara — Affiliée à la CSI

Ny Solontenan’ny Mpiasa

Manana anjara lehibe eo amin’ny fifandraisana amin’ny asa ny Solontenan’ny Mpiasa. Tsara araka izany ny mahafantatra ny momba azy ireo. MAZOTOA MIHAINO ARY!

NY FIFIDIANANA SOLONTENAN’NY MPIASA

NY ANDRAIKITRY NY SOLONTENAN’NY MPIASA AMIN’NY FAMAHANA NY OLANA ISAM-BATAN’OLONA

NY ANDRIKITRY NY SOLONTENAN’NY MPIASA AMIN’NY FAMAHANA NY OLANA ITAMBARAM-BE

NY ANDRAIKITRY NY SOLONTENAN’NY MPIASA AMIN’NY FIAROVANA NY ZON’NY VEHIVAVY MIASA

NY FIARAHA-MIASAN’NY SOLONTENAN’NY MPIASA AMIN’NY SENDIKA