Le nouveau Code de Travail malgache est désormais disponible pour téléchargement.
Le nouveau Code de Travail malgache est désormais disponible pour téléchargement.
Ny FANDAMINANA IRAISAM-PIRENENA MOMBA ASA na ny ORGANISATION INTERNATIONALE DU TRAVAIL dia nanondro FIFANARAHANA IRAISAM-PIRENENA VALO izay lazaina hoe FOTOTRA eo amin’ny asa. Izany no natao dia mba ho fanajana ny ZO FOTOTRA ny maha-olona sy ny ZO maha-piasa. Ho vakianao ao anatin’ity TOROLALANA ity ny antsipirian’ireo Fenitra Iraisam-pirenena Fototra momba ny ASA ireo.
Ity TARI-LALANA MOMBA NY FIFANDRAISANA ISAM-BATAN’OLONA EO AMIN’NY ASA ity dia mitondra fanazavana momba ireo tsara ho fantatra momba ny fifandraisan’ny mpampiasa sy ny mpiasa, araka ny voalazan’ny Lalana 2003-44 mahakasika ny FEHEZAN-DALANA MOMBA NY ASA .