FI.SE.MA. — Confédération Générale des Syndicats des Travailleurs de Madagascar
🇲🇬 Firaisan'ny Sendikan'ny Mpiasa eto Madagasikara — Affiliée à la CSI

LALANA Laharana faha 2024-014 MOMBA NY FEHEZAN-DALANA MIFEHY NY ASA

Indro ny LALANA Laharana faha 2024-014 anaovana ny Fehezan-dalàna mifehy ny Asa, nivoaka tamin’ny 14 AOGOSITRA 2024

TARI-DALANA MOMBA NY FIFANDRAISANA ISAM-BATAN’OLONA EO AMIN’NY ASA

Ity TARI-LALANA MOMBA NY FIFANDRAISANA ISAM-BATAN’OLONA EO AMIN’NY ASA  ity dia mitondra fanazavana momba ireo tsara ho fantatra momba ny fifandraisan’ny mpampiasa sy ny mpiasa, araka ny voalazan’ny Lalana 2003-44 mahakasika ny FEHEZAN-DALANA MOMBA NY ASA .