FI.SE.MA. — Confédération Générale des Syndicats des Travailleurs de Madagascar
🇲🇬 Firaisan'ny Sendikan'ny Mpiasa eto Madagasikara — Affiliée à la CSI

FANAMBARANA MOMBA NY FIAINAM-PIRENENA

Manoloana ny zava-mitranga eto amin’ny FIRENENA – nanomboka omaly Alakamisy atoandro sy alina ka hatramin’izao ora hivoahan’ity fanambarana ity izao – izay anehoan’ny vahoaka ny tsy fahazakany intsony ny zavatra mihatra aminy ara-pihariana sy ara-piaraha-monina, andaniny,  ny fandrobana sy ny fandoroana fananan’olona ho fandotoana sy ho fanasoketana ny hetsika am-pilaminana nataon’ny vahoaka, ankilany, ny BIRAO FOIBE, izay nivory maika tsy ara-potoana androany,  dia manao izao fanambarana izao:

Antananarivo, faha-26 SEPTAMBRA 2025

    Amin’ny anaran’ny FI.SE.MA.

NY BIRAO FOIBE