FI.SE.MA. — Confédération Générale des Syndicats des Travailleurs de Madagascar
🇲🇬 Firaisan'ny Sendikan'ny Mpiasa eto Madagasikara — Affiliée à la CSI
← Fiches pratiques
📚 Fiche pratique · Torolàlana
✈️
Travailleurs migrants
Mpiasa mpila ravin'ahitra
Visa ITLS, rapatriement, Convention OIT n°143 — tout savoir avant de partir travailler à l'étranger.
Visa ITLS, fampodiana, Fifanarahana OIT faha-143 — ny tokony ho fantatrao mialoha ny handehanana hiasa any ivelany.
Art. 59-61 — Conv. OIT n°143 (NOUVEAU 2024)

⚠️ Aucun frais de recrutement

⚠️ Tsy misy sarany ny fandraisana mpiasa

Aucun frais de recrutement ne peut être mis à la charge du travailleur migrant. Tout recruteur qui demande de l'argent agit illégalement. Signalez-le à l'Inspection du Travail et au Ministère des Affaires Étrangères.

Tsy misy sarany tokony haloan'ny mpiasa mpila ravin'ahitra @ ny fandraisana mpiasa . Ny mpanakarama mangataka vola dia manao zavatra tsy ara-dalàna. Ampahafantaro ny Fitsirihana ny Asa sy ny Minisiteran'ny Raharaham-bahiny izany raha misy.

📋 Obligations légales avant le départ.
📋 Andraikitra voalazan'ny lalàna mialoha ny fandehanana.
Visa de l'Inspection du Travail (ITLS).
Visa ny Fitsirihina ny Asa (ITLS).
Obligatoire sans exception. Votre contrat doit être visé par l'Inspecteur du Travail du Lieu de Situation de l'Employeur avant votre départ (Art. 60 Loi 2024-014).
TSY MAINTSY HATAO. Ny fifanarahanao dia tsy maintsy vita VISA ny Mpitsirika ny Asa eo amin'ny Toerana misy ny Mpampiasa mialoha ny fandehanao (And. 60 Lalàna 2024-014).
Visite médicale d'aptitude.
Fizaham-pahasalamana.
Certificat médical obligatoire attestant de votre aptitude au poste proposé. Doit être remis à l'Inspection et conservé par le travailleur (Art. 60 al. 4).
Tsy maintsy mampiseho ny Taratasin'ny dokotera manamarina ny fahafahanao ara-pahasalamana manao ny asa atolotra anao. Atolotra amin'ny Fitsirihana ny Asa izany ary tehirizin'ny mpiasa (And. 60 al. 4).
Mentions obligatoires du contrat.
Filazana tsy maintsy hita ao amin'ny Fifaneken'asa.
Le contrat doit mentionner : durée, nature du travail, rémunération, hébergement, rapatriement à la fin du contrat aux frais de l'employeur, conditions de rupture anticipée.
Ny fifanekena dia tsy maintsy manondro mazava : ny faharetan'ny fifanarahana, ny asa atao, ny karama, ny toerana honenana, ny fampodiana mankaty Madagasikara amin'ny fiafaran'ny fifanarahana izay iantohan'ny mpampiasa, ary ny fepetra amin'ny fanapahana mialoha ny fotoana.
Enregistrement à l'ambassade de Madagascar.
Fisoratana anarana any amin'ny Masoivohon'ny Madagasikara.
Dès votre arrivée dans le pays de destination, enregistrez-vous à l'Ambassade ou au Consulat de Madagascar. Gratuit et crucial en cas d'urgence.
Raha vao tonga any amin'ny firenena iasanao ianao, dia misorata anarana ao amin'ny Ambasadin'i Madagasikara na ny Konsilin'ny firenena any. Maimaimpoana izany ary zava-dehibe indrindra raha sanatria misy fahasahiranana tsy ampoizina na hamehana.
🛡️ Vos droits à l'étranger.
🛡️ Ny zonao any ivelany.
⚖️
Convention OIT n°143 — Égalité de traitement.
Fifanarahana OIT faha-143 — Fitoviana eo amin'ny fitondrana.
Madagascar a ratifié cette convention. Elle garantit l'égalité de traitement entre travailleurs migrants et travailleurs locaux en matière de conditions de travail, salaires et droits syndicaux.
Madagasikara dia nankatoa ny Fifanarahana OIT faha-143. Miantoka ny fitoviam-pitondrana amin'ny mpiasa mpila ravin'ahitra sy ny mpiasa eo an-toerana, indrindra amin'ny fepetra iasana, ny karama ary ny zo sendikaly.
🚫
Confiscation de passeport — illégale.
Fitazonan'ny mpampiasa ny kara-panondro na pasipaoro — tsy ara-dalàna.
Aucun employeur ne peut confisquer votre passeport ou vos documents personnels. Cette pratique est illégale dans tous les pays et constitue une forme de traite des personnes.
Tsy misy mpampiasa mahazo maka ny pasiporo na ny taratasy maha-izy anao. Io fomba io dia tsy ara-dalàna any amin'ny firenena rehetra ary voasoratra ho endrika iray amin'ny famarinana olona.

Mety tsy lavorary tanteraka ny dikan-teny Malagasy ka ialana tsiny mialoha. Eo am-panitsiana izany ny tompon'andraikitra. Mankasitraka feno anao amin'ny fandeferana!

Des questions ? Le JurisBot vous répond.Manana fanontaniana ? Hamaly anao ny JurisBot.

Posez vos questions juridiques en français ou en malagasy — réponse immédiate basée sur la Loi 2024-014.Manontania ara-dalàna amin'ny teny frantsay na malagasy — valiny avy hatrany mifototra amin'ny Lalàna 2024-014.