FI.SE.MA. — Confédération Générale des Syndicats des Travailleurs de Madagascar
🇲🇬 Firaisan'ny Sendikan'ny Mpiasa eto Madagasikara — Affiliée à la CSI
🇲🇬 FI.SE.MA. — Affiliée à la CSI · Depuis 1956FI.SE.MA. — Mpikambana ao amin'ny CSI · Hatramin'ny 1956

Défendons ensemble les droits des travailleurs malgaches. Andao harovana ny zon'ny mpiasa malagasy.

La Confédération FI.SE.MA. accompagne tous les travailleurs : salariés, fonctionnaires, zone franche, domestiques, travailleurs migrants, jeunes et secteur informel. Basé sur la Loi n°2024-014 — le nouveau Code du Travail de Madagascar. Ny FI.SE.MA. dia miara-dia sy manohana ny mpiasa rehetra : mpiasa, mpiasam-panjakana, orinasa afaka haba, mpiasa an-trano, mpiasa mila ravin'ahitra any ivelany, tanora ary mpiasa any amin'ny sehatra tsy manara-penitra. Mifototra amin'ny Lalàna laharana 2024-014.

395
Articles — Loi 2024-014
Andininy — Lalàna 2024-014
7
Profils de travailleurs
Karazana mpiasa
24/7
JurisBot disponible
JurisBot afaka miasa
1956
Année de fondation
Taona nitsanganana

🆕 Nouveau Code du Travail — Loi n°2024-014 du 14 août 2024

🆕 Fehezan-dalàna momba ny Asa vaovao — Lalàna laharana 2024-014 tamin'ny 14 aogositra 2024

395 articles · 11 Titres · Remplace la Loi n°2003-044 · Intègre les Conventions OIT n°143, 155, 187, 181, 189

Misy andininy 395 · Lohateny 11 · Manolo ny Lalàna laharana 2003-044 · Mampiditra ny Fifanarahana OIT laharana 143, 155, 187, 181, 189

📝 Télétravail encadré (Art.70-74) ✈️ Travailleurs migrants (Art.59-61) 🛡️ SST renforcée (Art.159-194) 🤝 Dialogue social élargi 📝 "Asa vitain-davitra" voafehy (Art.70-74) ✈️ Mpiasa mpila ravin'ahitra (Art.59-61) 🛡️ Fahasalamana sy Aroloza eo @ Asa nohamafisina (Art.159-194) 🤝 Dinika sosialy mivelatra
👤 Vos profils
👤 Ny sehatra misy anao

Choisissez votre profil

Fidio ny sehatra misy anao

🏥
Couverture maladie sans employeur
Fiarovana ara-pahasalamana
CNaPS volontaire, mutuelles communautaires, accès aux soins à moindre coût.
Fidirana amin'ny CNaPS an-tsitrapo, vondron'ny fiantohana, fidirana amin'ny fitsaboana mora vidiny.
Lire →Vakio →
📋
Se formaliser — RCCM & NIF
Hahazoana zo ara-dalàna — RCCM & NIF
Étapes concrètes pour créer son activité légalement à Madagascar. Guichet unique.
Ireo dingana mazava hamoronana asa ara-dalàna any Madagasikara.
Lire →Vakio →
💰
Microcrédit & financement
Microkredy sy famatsiam-bola
OTIV, CECAM, AccèsBanque — solutions accessibles aux micro-entrepreneurs.
OTIV, CECAM, AccèsBanque — vahaolana ara-bola azon'ny mpandraharaha madinika hidirana.
Lire →Vakio →
⚖️
Droits sans contrat écrit
Zo tsy misy fifanarahana an-tsoratra
Le droit malgache reconnaît le contrat verbal. Vos droits existent même sans écrit (Art. 2024-014).
Ny lalàna malagasy dia manaiky ny fifanarahana am-bava. Misy ny zonao na tsy vita an-tsoratra aza.
Lire →Vakio →
⏰
Heures supplémentaires EF
Ora ambony ampanga EF
+30% (8 premières h), +50% (suivantes), +100% (dimanche/fériés) — Art. 55 Loi 2024-014.
+30% (ora 8 voalohany), +50% (manaraka), +100% (alahady/fety) — Art. 55.
Lire →Vakio →
🚫
Licenciement dans les EFs
Fandroahana any amin'ny orinasa afaka haba
Procédure obligatoire (Art. 43-50). Convocation préalable, entretien, décision écrite.
Dingana tsy maintsy arahina (Art. 43-50). Fiantsoana mialoha, dinika, fanapahan-kevitra an-tsoratra.
Lire →Vakio →
🤰
Droits des travailleuses EFs
Zon'ny mpiasa vehivavy EFs
14 semaines de congé maternité. Repos allaitement 1h/jour pendant 15 mois (Art. 143-148 Loi 2024-014).
14 herinandro fialan-tsasatra @ fiterahana. Fimpinonoana: 1h/andro nandritra 15 volana.
Lire →Vakio →
🛡️
Santé & sécurité (DUER/PAP)
Fahasalamana & Aroloza (DUER/PAP)
DUER obligatoire pour tout employeur (Art. 164). CSST dans entreprises ≥50 salariés (Art. 171).
DUER tsy maintsy ampiharin'ny mpampiasa rehetra (Art. 164). CSST ho an'ny orinasa misy mpiasa ≥50(Art. 171).
Lire →Vakio →
📝
Contrat domestique obligatoire
Fifanekena arak'asa an-trano tsy maintsy misy
Tout contrat doit être écrit (Art. 19 Loi 2024-014). Rédigé en français et/ou malagasy. Double exemplaire.
Tsy maintsy an-tsoratra ny fifanarahana rehetra (Art. 19). Voasoratra amin'ny teny frantsay sy/na malagasy.
Lire →Vakio →
💵
SME & rémunération
SME & karama
SME 2026 applicable aux employés domestiques (Décret n°2026-1358). Bulletin de paie obligatoire (Art. 95).
Mihatra amin'ny mpiasa an-trano ny SME 2026 (Didim-panjakana 2026-1358). Mila mahazo Taratasy nandraisan-karama.
Lire →Vakio →
🏥
Accident chez l'employeur
Loza mitranga ao amin'ny mpampiasa
Déclaration obligatoire à la CNaPS dans les 48h. Prise en charge à 100% (Convention OIT n°189 ratifiée).
Fanambarana loza amin'ny CNaPS ao anatin'ny 48h. Fitsaboana 100% (Fifanarahana OIT 189).
Lire →Vakio →
⚠️
Harcèlement & protection
Fanararaotana/Fanenjehana & fiarovana
Art. 10-16 Loi 2024-014 : harcèlement sexuel et moral sanctionnés. Politique obligatoire de l'employeur.
And. 10-16 : ny fananararaotana ara-nofo sy ara-tsaina dia saziana. Andraikitry ny mpampiasa.
Lire →Vakio →
📜
Statut général & droits
Lalàna ankapoben'ny Asam-panjakana
Droits et obligations selon le statut général. Agents non encadrés exclus du Code du Travail (Art. 1 Loi 2024-014).
Zo sy andraikitra araka ny lalàna ankapobe. Mpiasa tsy voakarakara amin'ny Fehezan-dalàna.
Lire →Vakio →
🏖️
Congés & absences
Fialan-tsasatra & tsy fiasana
2,5 jours/mois. Congé paternité : 3 jours. Prescription du droit à congé : 3 ans (Art. 125-134 Loi 2024-014).
2,5 andro/volana. Fitsaharana fahazoana anaka ho an'ny ray : 3 andro. Lany andro ny zo raha dila : 3 taona.
Lire →Vakio →
👴
Retraite — CRCM
Fisotroan-dronono — CRCM
Âge légal : 60 ans (55 ans si travaux pénibles). Dossier à déposer 6 mois avant. CNaPS + CRCM.
Taona ara-dalàna : 60 taona (55 taona raha asa mafy). Atontan-taratasy apetraka 6 volana mialoha.
Lire →Vakio →
📋
Contrat travailleur émigré
Fifanekena arak'asan'ny mpiasa mpila ravin'ahitra any ivelany
Visa préalable de l'Inspecteur du Travail obligatoire (Art. 60 Loi 2024-014). Mention des conditions de rapatriement.
Tsy maintsy mahazo "Visa" mialoha avy amin'ny Inspecteur de Travail (Art. 60). Fanamarihana momba ny fepetra fampodiana.
Lire →Vakio →
🛡️
Droits & protections spécifiques
Zo & fiarovana manokana
Convention OIT n°143 ratifiée. Accès à la justice, mécanismes de plainte, frais de rapatriement à la charge de l'employeur.
Fanajana ny Fifanarahana faha-143 OIT nankatoavin'i M/kara. Fahafahana manatona fitsarana, fitarainana, fandaniana @ fampodiana raisin'ny mpampiasa.
Lire →Vakio →
⚠️
Lutte contre la traite
Ady amin'ny famarinana olona
Projet TADY (MAE + Expertise France). Recrutement éthique. BNLTEH — Bureau National de Lutte contre la Traite.
Tetikasa TADY (MAE + Expertise France). Fandraisana mpiasa manaja soatoavina. BNLTEH — Biraon'ny Ady amin'ny Famarinana Olona.
Lire →Vakio →
🏥
Visite médicale & aptitude
Fitsirihana ara-pahasalamana
Résultat de visite médicale certifiant l'aptitude au poste requis avant départ (Art. 60 al.4).
Vokatry ny fitsirihana ara-pahasalamana manamafy ny fahafahana manao ilay asa alohan'ny fandehanana.
Lire →Vakio →
📅
Âge minimum — 15 ans
Taona fara-fahakeliny ahafahana miasa — 15 taona
Moins de 18 ans : max 8h/jour, repos 12h, travaux dangereux interdits (Conventions OIT n°138 & n°182).
Latsaky ny 18 taona : Miasa 8h/andro fara-fahabeny , fitsaharana 12ora, Tsy mahazo manao asa mampidi-doza.
Lire →Vakio →
📄
Stage & apprentissage
Stage & fianarana asa
Stage >3 mois : min 30% du SME. CDD : 1 mois min, 2 ans max, renouvelable 2 fois (6 ans max, Art. 22 Loi 2024-014).
Stage >3 volana : farafahakeliny 30% ny SME. CDD : 1 volana farafahakeliny, 2 taona fara-fahaelany.
Lire →Vakio →
🎓
Formation professionnelle
Fiofanana araka asa
Droit individuel à la formation (Art. IX Loi 2024-014). Fonds de Formation Professionnelle obligatoire.
Zon'ny tsirairay amin'ny fiofanana (Art. IX Lalàna 2024-014). Tahiry ho amin'ny Fiofanana arak'asa voatery.
Lire →Vakio →
💻
Télétravail pour les jeunes
Asa vitain-davitra ho an'ny tanora
Télétravail désormais encadré (Art. 70-74 Loi 2024-014). Permanent ou ponctuel. Équipements fournis par l'employeur.
Asa vitain-davitra voafeh'ny lalàna (Art. 70-74). Maharitra na an-tselika. Fitaovana omen'ny mpampiasa.
Lire →Vakio →
💰
SME secteur agricole
SME @ sehatra fambolena
Salaire minimum spécifique : 320 000 Ar/mois (embauche), 323 000 Ar/mois (ancienneté), catégorie M1-1A. Point d'indice : 0,8084 Ar (Décret n°2026-1358).
Karama farany ambany manokana : 320 000 Ar/volana (fandraisana asa), 323 000 Ar/volana (fahaelana), sokajy M1-1A. Sandan'ny isa : 0,8084 Ar.
Lire →Vakio →
🛡️
Régime CNaPS agricole
Ny CNaPS sy ny sehatry ny fambolena
Taux réduit de 8% patronal (4,5% retraite + 1,25% AT/MP + 2,25% prestations familiales) pour l'agriculture, la transformation de produits agricoles locaux et les établissements d'enseignement.
Taha voafetra ho 8% patronaly (4,5% fisotroan-dronono + 1,25% AT + 2,25% PF) ho an'ny sehatry ny fambolena.
Lire →Vakio →
🌦️
Saisonnalité & contrats
Vanim-potoana & fifanarahana
Le contrat saisonnier est reconnu pour les travaux agricoles liés aux cycles de culture ou de récolte. Il doit préciser la période et la nature des travaux.
Ekena ny fifanarahana araka vanim-potoana ho an'ny asa fambolena mifandray amin'ny vanim-potoam-pambolena na fijinjana.
Lire →Vakio →
⚖️
Droits communs garantis
Zo iombonana voaaro
Les travailleurs agricoles bénéficient des mêmes droits fondamentaux que tout salarié : contrat, congés payés, protection contre le licenciement abusif, accès à l'Inspection du Travail (Loi n°2024-014).
Ny mpiasa fambolena dia mahazo ny zo fototra mitovy amin'ny mpiasa rehetra : fifanarahana, fialan-tsasatra andraisam-bola, fiarovana amin'ny fandroahana tsy ara-drariny, fahafahana manatona ny sampan-draharaha momba ny Fitsirihina ny Asa.
Lire →Vakio →
🛠️ Nos services
🛠️ Ny tolotray

Des outils et un accompagnement 100% gratuits

Fitaovana sy fanampiana maimaimpoana 100%

Pour faire valoir vos droits au quotidien, sans aucun frais.

Mba hampiharana ny zonao isan'andro, tsy misy sarany.

📚

Fiches pratiques

Torolàlana azo ampiasaina

Accédez à des fiches claires et à jour sur vos droits, obligations et démarches selon le Code du Travail 2024.

Midira amin'ny torolàlana mazava sy vaovao momba ny zonao, ny adidinao ary ny dingana arahina araka ny fehezan-dalana momba ny Asa.

Consulter les fichesJereo ireo torolàlana →
🤖

JurisBot 24/7

JurisBot 24/7

Posez vos questions et obtenez des réponses fiables instantanément, en français ou en malagasy.

Manontania ary mahazoa valiny azo antoka avy hatrany, amin'ny teny frantsay na malagasy.

Discuter maintenantMiresaha ary →
⚖️

Conseils juridiques gratuits

Torohevitra ara-dalàna maimaimpoana

Bénéficiez d'orientations juridiques et d'un accompagnement adapté à votre situation, sans frais.

Mahazoa torohevitra ara-dalàna sy fanaraha-maso mifanaraka amin'ny toe-javatra misy anao, maimaimpoana io.

Demander un conseilHangataka torohevitra →
🤝

Représentation & plaidoyer

Fisoloan-tena & fiarovana

FI.SE.MA. défend vos droits et porte votre voix auprès des instances compétentes.

Ny FI.SE.MA. dia miaro ny zonao ary mitondra ny feonao any amin'ny rafitra mahefa.

En savoir plusFantaro bebe kokoa →
📚 Fiches pratiques
📚 Torolàlana azo ampiasaina

Vos droits selon la Loi n°2024-014

Ny zonao araka ny Lalàna laharana 2024-014

Toutes les fiches sont mises à jour conformément au nouveau Code du Travail malgache promulgué le 14 août 2024 (395 articles, 11 Titres).

Ny torolàlana rehetra dia nohavaozina araka ny Fehezan-dalàna momba ny Asa vaovao nampiharina ny 14 aogositra 2024.

📝
Contrat de travail
Fifanekena arak'asa
CDI, CDD (max 2 ans renouvelable 2x = 6 ans), essai (max 6 mois), intérim, portage salarial, télétravail.
CDI, CDD (farafahaelany 2 taona azo havaozina 2x = 6 taona), andrana (farafahaelany 6 volana), fisoloana toerana, fanolorana mpiasa, asa vitain-davitra .
Art. 17-82MAJ 2024
Lire →Vakio →
💵
Salaire & SME 2026
Karama & SME 2026
SME 2026 (Décret n°2026-1358 du 02/06/2026, applicable au 1er octobre 2026) : 315 000 Ar/mois (M1-1A, secteur non agricole). Bulletin de paie électronique autorisé. Prescription : 12 mois.
SME 2026 (Didim-panjakana 2026-1358, mihatra ny 1 Oktobra 2026) : 315 000 Ar/volana (M1-1A, sehatra ivelan'ny fambolena). Ny taratasy fandoavan-karama nomerika dia azo ekena. Azo takiana : 12 volana.
Art. 83-103MAJ 2026
Lire →Vakio →
🚫
Licenciement & rupture
Fandroahana & fanapahana fifanarahana arak'asa
Procédure renforcée. Attestation provisoire obligatoire dès notification. Indemnité : 10j/an max 6 mois (motif économique).
Dingana nohamafisina. Omena Taratasy fanamarinana vonjimaika raha vao nampahafantarina. Onitra : 10 andro/taona fara-beny 6 volana (noho ny antony ara-toe-karena).
Art. 43-57MAJ 2024
Lire →Vakio →
🏥
Santé & sécurité (SST)
Fahasalamana & Aroloza
DUER + PAP obligatoires. CSST dans entreprises ≥50. Conventions C.155 & C.187 ratifiées. Droit de retrait (Art.173).
DUER + PAP tsy maintsy ampiharina. CSST any amin'ny orinasa manana mpiasa ≥50. Fanajana ny Fifanarahana C.155 & C.187 OIT nankatoavin'i M/kara. Zo hihataka @ loza (And.173).
Art. 159-194MAJ 2024
Lire →Vakio →
💻
Télétravail
Asa vitain-davitra
Encadré pour la 1ère fois (Art.70-74). Permanent ou ponctuel. En cas d'épidémie : décision unilatérale de l'employeur possible.
Voafehy (And.70-74). Maharitra na an-tselika. Amin'ny valanaretina : azon'ny mpampiasa hatao ny mandray fepetra avy hatrany.
Art. 70-74NOUVEAU 2024
Lire →Vakio →
✈️
Travailleurs migrants
Mpiasa mila ravin'ahitra any ivelany
Art.59-61 Loi 2024-014. Visa ITLS obligatoire. Rapatriement à charge employeur. Convention OIT n°143 ratifiée.
And.59-61. Tsy maintsy mahazo ny Visa ITLS. Fampodiana iantohan'ny mpampiasa. Fanajana ny Fifanarahana faha-143 OIT nankatoavin'i M/kara.
Art. 59-61NOUVEAU 2024
Lire →Vakio →
🛡️
Protection sociale — CNaPS & SMIE
Fiarovana ara-tsosialy — CNaPS sy SMIE
CNaPS : retraite, accidents, prestations familiales (13% patronal + 1% salarié). SMIE : médecine du travail & maladie-maternité (5% patronal + 1% salarié), régime distinct. Affiliation obligatoire dès le 1er jour.
CNaPS : fisotroan-dronono, loza, fanampiana ny fianakaviana (13% mpampiasa + 1% mpiasa). SMIE : fitsaboana ara-pahasalamana amin'ny asa & fiterahana (5% mpampiasa + 1% mpiasa), rafitra miavaka. Fanoratana ny mpiasa tsy maintsy hatao raha vao miditra miasa.
CNaPS · SMIEMAJ 2026
Lire →Vakio →
🚷
Harcèlement & discrimination
Fanararaotana & fanavakavahana
Art.10-16 Loi 2024-014 : politique obligatoire anti-harcèlement. Protection des victimes et témoins. Sanctions pénales.
Art.10-16 : Paika apetraky ny mpampiasa hisorohana ny fanararaotana sy ny fanafakavahana. Fiarovana ny niharam-boina sy vavolombelona. Sazy ara-keloka.
Art. 10-16NOUVEAU 2024
Lire →Vakio →
🤝
Syndicats & représentation
Sendika & fisoloan-tena
Délégués du personnel : mandat 3 ans, 15h/mois. Délégués syndicaux : 8h/mois. Comité d'entreprise ≥50 salariés (Art.195-237).
Solontenan'ny mpiasa : fotoam-piasana; 3 taona, 15h/volana. Delege sendikaly : 8h/volana. Komitin'ny Orinasa ho an'ny orinasa manana mpiasa ≥50.
Art. 195-237MAJ 2024
Lire →Vakio →
⚖️
Inspection du Travail & recours
Fitsirihana ny Asa & fitarainana
3 missions : Contrôle, Conseil, Conciliation. Conciliation préalable obligatoire. Pouvoirs renforcés (Art.305-325 Loi 2024-014).
Andraikitra 3 : Fanaraha-maso, Fanoroan-kevitra, Fanelanelanana. Fanelanelanana mialoha tsy maintsy tanterahana. Fahefana nohamafisina.
Art. 305-325MAJ 2024
Lire →Vakio →
📊
Suspension du contrat
Fihantonan'ny fifanekena arak'asa
13 cas légaux dont : maladie (6 mois), chômage technique (6 mois + prolongation pandémie), grève licite (Art.31-34).
tranga ara-dalàna 13 ao anatin'izany : aretina (6 volana), tsy fisian'asa 6 volana + fanitarana noho ny valan'aretina, fitokonana ara-dalàna.
Art. 31-34MAJ 2024
Lire →Vakio →
🌙
Travail de nuit & conditions
Asa alina & fepetra
22h-5h. Consultation obligatoire du CE. Majoration fixée par décret. Interdit femmes enceintes 16 semaines (Art.117-122).
22h-5h. Fakan-kevitra ny CE tsy maintsy hatao. tataon-karama araka ny didim-panjakana. Voarara amin'ny vehivavy bevohoka mandritry 16 herinandro.
Art. 117-122MAJ 2024
Lire →Vakio →
🎓 Espace JeunesSehatra an'ny Tanora

Les jeunes travailleurs ont des droits spécifiques. Ny mpiasa tanora dia manana zo manokana.

La Loi n°2024-014 renforce la protection des jeunes de 15 à 18 ans, les stagiaires, apprentis et jeunes diplômés. FI.SE.MA. accompagne la jeunesse dans son insertion professionnelle. Ny Lalàna laharana 2024-014 dia manamafy ny fiarovana ny tanora 15 ka hatramin'ny 18 taona, ny stagiaires, mpianatra asa ary tanora mpianatra. Ny FI.SE.MA. dia manaraka sy manampy ny tanora amin'ny fidirany amin'ny asa.

⏰
Durée de travail limitée
Fotoana iasana voafetra
Max 8h/jour, 40h/semaine. Repos journalier continu de 12h. Travail de nuit et heures sup interdits (Art. Loi 2024-014).
Fara-fahabeny 8h/andro, 40h/herinandro. Fitsaharana 12h tsy tapaka. Asa alina sy ora fanampiny voarara.
📄
Stage rémunéré (>3 mois)
Stage andraisam-bola (>3 volana)
Gratification obligatoire min. 30% du SME après 3 mois. Convention de stage tripartite obligatoire.
Valin-kasasarana: farafahakeliny 30% ny SME aorian'ny 3 volana. Fifanarahana fanaovana stage eo amin'ny telo tonta tsy maintsy hatao.
💼
CDD & premier emploi
CDD & asa voalohany
CDD : min 1 mois, max 2 ans, renouvelable 2 fois (6 ans total). Se transforme en CDI automatiquement.
CDD : farafahakeliny 1 volana, fara-fahaelany 2 taona, azo havaozina in-droa (6 taona ny fitambarany). Mivadika ho CDI ho azy.
🎓
Droit individuel à la formation
Zo tsirairay amin'ny fiofanana
Nouveau droit inscrit dans la Loi 2024-014 (Titre IX). Fonds de Formation Professionnelle accessible.
Zo vaovao ao amin'ny Lalàna 2024-014 (Lohateny IX). Tahirin'ny Fiofanana arak'asa azo sitrahana.
15
Âge minimum légal de travail
Taona fara-fahakeliny
8h
Maximum par jour (< 18 ans)
isan'andro raha be indrindra (< 18 taona)
30%
SME minimum pour stagiaire
SME farafahakeliny ho an'ny stagiaire
6 ans
Durée max CDD (2 renouvellements)
Faharetany raha be indrindra CDD
📋 Travaux interdits aux moins de 18 ansAsa voarara ho an'ny latsaky ny 18 taona
  • ✗ Travail de nuit (22h-5h)Asa alina (22h-5h)
  • ✗ Heures supplémentairesOra fanampiny
  • ✗ Travaux dangereux & minesAsa mampidi-doza & harena an-kibon'ny tany
  • ✗ Port de charges lourdesFitondrana entana mavesatra
✈️ Travailleurs Migrants MalgachesMpiasa Malagasy mpila ravin'ahitra

Vos droits selon le nouveau Code 2024-014Ny zonao araka ny fehezan-dalàna vaovao 2024-014

La Loi n°2024-014 consacre pour la 1ère fois un cadre légal complet aux travailleurs migrants (Art.59-61), en application des Conventions OIT n°143 et n°97 ratifiées par Madagascar.

Ny Lalàna laharana faha: 2024-014 no nanokana voalohany ny lasitra ara-dalàna feno ho an'ny mpiasa mpila ravina'ahitra any ivelany (And.59-61), araka ny Fifanarahana OIT 143 sy 97 nankatoavin'i Madagasikara.

📋
Visa ITLS obligatoire
Tsy maintsy misy Visa ITLS
Tout contrat de travail du travailleur émigré doit être visé préalablement par un Inspecteur du Travail du service de la migration (ITLS).
Ny fifanekena arak'asa rehetra an'ny mpiasa handeha hiasa any ivelany dia tsy maintsy vita VISA mialoha any amin'ny Fitsirihina ny Asa amin'ny serivisy fifindra-monina.
Art. 60 al.1 — Loi n°2024-014
✈️
Rapatriement à charge de l'employeur
Fiverenana raisin'ny mpampiasa an-tanana
Les frais de voyage de retour sont obligatoirement à la charge de l'employeur, quel que soit le motif de rupture du contrat évoqué (Art.60 al.3).
Ny fandaniana @ ny fiverenana dia tsy maintsy aloan'ny mpampiasa, na inona na inona antony nanapahana ny fifanekena.
Art. 60 al.3 — Loi n°2024-014
⚖️
Accès à la justice garanti
Azo antoka ny fahafahana mitory eny amin'ny fitsarana
Mécanismes de plainte accessibles. Accès à la justice dans le pays d'emploi. Protection contre les discriminations (Convention OIT n°143).
Afaka manao fitarainana. Fahafahana mitory amin'ny fitsarana any amin'ny firenena iasana. Fiarovana amin'ny fanavakavahana sy ny fanilikiliana.
And. 59-61 + Convention OIT n°143
🏥
Visite médicale préalable
Fitsirihana ara-pahasalamana mialoha
Résultat de visite médicale certifiant l'aptitude au poste requis obligatoire avant l'exécution du contrat (Art.60 al.4).
Tsy maintsy mampiseho ny vokatry ny fitsirihana ara-pahasalamana manamafy ny fahafahana amin'ny asa hatao alohan'ny fampiharana ny fifanarahana.
Art. 60 al.4 — Loi n°2024-014
🛡️
Lutte contre la traite — Projet TADY
Ady amin'ny famarinana olona — Tetikasa TADY
MAE + Expertise France. Renforcement des syndicats sur la migration. BNLTEH — Bureau National de Lutte contre la Traite. Formation FI.SE.MA.
MAE + Expertise France. Fanamafisana fahalalana sy fahaiza-manao ny sendika momba ny fifindra-monina. BNLTEH. Fiofanana FI.SE.MA.
Projet TADY 2023-2027
📱
Recrutement éthique
Fandraisana mpiasa matihanina sy manara-penitra
OIM Madagascar — documents sur le recrutement éthique. Agences d'emploi privées encadrées (Art.333-338 Loi 2024-014).
OIM Madagasikara — antontan-kevitra momba ny fandraisana mpiasa matihanina sy manara-penitra. Sampandraharaha tsy miankina misahana ny fampananan'asa ara-dalàna.
Art. 333-338 — Loi n°2024-014
⚠️

Important : Madagascar est un pays d'émigration exposé au risque de traite des personnes. Avant tout départ à l'étranger pour travailler, consultez FI.SE.MA. ou le MAE (Direction de la Diaspora) pour vérifier la légalité de votre contrat et les conditions de votre départ. Toute agence non agréée est illégale.

Zava-dehibe : I Madagasikara, izay firenena mpandefa mpiasa any ivelany dia marefo amin'ny ambana famarinana olona. Alohan'ny fandehananao hiasa any ivelany, manontania ny FI.SE.MA. na ny MAE (Direction de la Diaspora) hanamarinana ny maha-ara-dalàna ny fifanarahanao. Ny sampandraharaha rehetra tsy nahazo alalana dia tsy ara-dalàna.

🆓 Consultation gratuite
🆓 Fanontaniana maimaimpoana

Besoin d'un avis juridique personnalisé ?

Mila torohevitra manokana momba ny lalàna ve ianao ?

Tous nos services de conseil sont entièrement gratuits pour les travailleurs malgaches. Choisissez la formule adaptée à votre besoin.

Maimaimpoana tanteraka ho an'ny mpiasa malagasy rehetra ny torohevitra rehetra omenay. Fidio ny sehatra mifanaraka amin'ny ilainao.

💬
Question rapide
Fanontaniana haingana
1 question, réponse écrite sous 48h
1 fanontaniana, valiny an-tsoratra ao anatin'ny 48h
GratuitMaimaimpoana
⭐
Consultation approfondie
Fanontaniana feno
Analyse de dossier + appel téléphonique ou vidéo
Famakiana rakitra + antso finday na video
GratuitMaimaimpoana
🏢
Accompagnement Syndicat / Entreprise
Sendika / Orinasa
Accès illimité pour vos membres, sur rendez-vous
Fidirana tsy voafetra ho an'ny mpikambana, araka ny fotoana
GratuitMaimaimpoana
📩 Demander une consultation gratuite
📩 Hangataka fanontaniana maimaimpoana