- Version
- Télécharger 33
- Taille du fichier 322.43 KB
- Nombre de fichiers 1
- Date de création 22/09/2018
- Dernière mise à jour 22/09/2022
TARI-DALANA MOMBA IREO FENITRA IRAISAM-PIRENENA FOTOTRA MOMBA NY ASA
Ny FANDAMINANA IRAISAM-PIRENENA MOMBA ASA na ny ORGANISATION INTERNATIONALE DU TRAVAIL dia nanondro FIFANARAHANA IRAISAM-PIRENENA VALO izay lazaina hoe FOTOTRA eo amin'ny asa. Izany no natao dia mba ho fanajana ny ZO FOTOTRA ny maha-olona sy ny ZO maha-piasa. Ho vakianao ao anatin'ity TOROLALANA ity ny antsipirian'ireo Fenitra Iraisam-pirenena Fototra momba ny ASA ireo.